Sahasinaka – 17 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Vory maro ny mponina teto Sahasinaka nanotrona sy nihaino ahy. Nohazavaiko teto fa kandidan’ny vahoaka Malagasy i dada. Efa manana traikefa amin’ny fitantanana ny firenena. Hampandroso ny Malagasy no tanjoko “ny malagasy aloha”. Izany dia efa voarafitra tsara ao anatin’ny vina MAP2.
FIDIO DADA 25