Farafangana – 18 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Mitady fanampiana tamiko ianareo vehivavy sy tanora teto Farafangana fa sahirana tsy misy ny asa atao. Efa eto aho izao hanampy sy hitady vahaolana. Efa tafiditra ao anaty “fanomezan-toky” na “manifesto” fa hamorona tsenan’asa vaovao hampiroboroboana ny orin’asa madinika sy salan-tsalany, fanamorana ny fivarotana ny vokatra sy ny fahazoana famatsiam-bola, fampihenana ny tsy fitoviana eo amin’ny fiaraha-monina. Fidio i dada fa handroso i Farafangana, laharana 25.
FIDIO DADA 25