Vondrozo – 18 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Tsapako androany fa mangetaheta fandrosoana i Vondrozo. Na dia fotoana fohy aza no nihaonana dia hitako tamin’ny endrikareo ny tsiky sy hafaliana nahita ahy. Fanomezan-toky no atolotra anareo dia ny hitondra fanatsarana ny lafim-piainana an-davanandro ny Malagasy no fanamby.
#FIDIO_MR_25