Fort-Dauphin – 15 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Mahafinaritra ahy ny tananan’ny Fort-Dauphin, mirana sy sariaka ny mponina, mahay mifandray, faly tena faly aho nihaona taminareo. Betsaka ny hafatra nampitaina androany ary mino aho fa voarainareo izany. Tokany ny safidy : FIDIO i dada amin’ny 07 novambra 2018.

FIDIO 25