13:00 > Marc Ravalomanana – Tsidika Tour – Toliary

Mandalo eto Toliara, tsy namelan’ny mponina amin’izao ankatoky ny fifidianana izao raha tsy nihaino no hetehetam-piovana tian’izy ireo. Ny tsy fandriampahalemana, ny tsy fahampiantsakafo, ny tsy fahafahan’ny ankizy mianatra, ny tsy fahampian’ny asa ho an’ireo tanora, ary ny tsy fahafahan’ny olona mitsabo tena araka ny tokony ho izy no itarainan’ny maroanisa. Efa misy ny vahaolana hoarosoko. Kely sisa. Hiaraka hitondra sy hametraka fivoarana araka ny tokony ho izy sy amin’ny lafiny maro isika.

(Marc Ravalomanana – Ofisialy)