Hihaona aminareo diaspora aho amin’ny Sabotsy 29 Septambra ka tongava maro

Hihaona aminareo diaspora aho amin’ny Sabotsy 29 Septambra ka tongava maro.

Manasa anareo aho ho tonga fa ho avy eo aho hanazava anareo sy hametraka hafatra tsara mialoha ny hodiako any Madagasikara.

Isika olona mpanorina, mpanangana, mpanamboatra indray fa tsy mba mpandrava, na mpandoro na mpandrodana.

Tsy maintsy miara-miasa isika ahitàna fahombiazana. Koa tongava maro.