17:00 > Toamasina – Marc Ravalomanana – Tonga eo an-toerana – Mavitrika ny fanomanana ny jobily

“Efa eto Toamasina izahay. Hitako mavitrika daholo ny rehetra amin’ny fanomanana ny Jobily. Mahafinaritra ihany koa ny fifandraisana eo amin’ny mponina. Ankinintsika amin’ny Tompo ny zavatra rehetra.”

(Marc Ravalomanana Ofisialy)