11:00 > Miray hina tanteraka ny antoko TIM ao Mahajanga

Miray hina tanteraka ny antoko TIM ao Mahajanga. Nisy ny fihaonan’ireo mpikatroka tao antoerana hiatrehina ny fifidianana ho fampandaniana ny filoha Marc Ravalomanana ho filohampirenena ny faran’ny herin’andro teo.

https://www.facebook.com/100007920066152/posts/2182374812036500/