10:30 – CUA – Fanadiovana faobe – Tsiazotafo – Filazàna ho an’ny fiara sy ny mpivarotra

Manomboka ny Alarobia, 25 Jolay, dia tsy azo atao intsony ny mivarotra sakafo masaka eny ivelany.
27 Jolay – 6.00-12.00 – hanatanteraka fanadiovana faobe ny ekipan’ny Boriboritany faha-III ka mila alàna ny fiara amin’ny faritra Tsiazotafo sy manodidina.