14:00 > FJKM Arivonimamo vaovao isankerintaona – Marc Ravalomanana

Ny filohan’ny komitin’ny jobily faha-50 taonan’ny FJKM, Marc Ravalomanana, nanatrika ny isan-kerintaona, no sady nankalaza an’Andriamanitra noho ny faha-20 taona naha mpitandrina ny presida synodaly Arivonimamo vaovao androany alahady 22 jolay.