New York Etazonia. Mandray anjara fitenenana manoloana ireo mpivory marobe mandritra ny fihaonana iraisampirenena momba ny fampandrosoana ny vondrombahoakam-paritra ny ben’ny tananan ‘Antananarivo Lalao Ravalomanana amin ‘izao ora izao.

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Tsy misy ilàna an’io teleferika io sa mba ilazàna hoe tena mandroso Madagasikara.
Rehefa eny ambony eny ianareo mianakavy ao amin’ny fitondrana ao dia jereo ny aty ambany. Ho hitanareo ny fahorian’ny vahoaka nohon’ny ataonareo.
Mankahery anareo ao Analamahitsy.
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook
Mba misy fanaraha-maso ve ny fahatongavan’izy ireo sa mbola variana manenjika ny mpanohitra milaza ny marina?
Mila mailo isika ry vahoaka! Ety Belambanana Andoharanofotsy koa efa misy.
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook