17:00 > EPP Soarano – Fanambarana

Ny Komity mpitantana ny fotodrafitrasa ny EPP Soarano dia nampahafantatra sy mampandre ny Tomponandraikim-panjakana isan’ambaratonga, ireo mpivarotra voakasika ary ny olona tsirairay fa Andriamatoa LIU ZHUO dia tsy mpitantana intsony ny fotodrafitrasa ny EPP Soarano ary izany andraikitra izany dia sahanin-dRamatoa RAZAFINDRAHETY Yolande araka ny fahefana nomena azy. (Antananarivo, 15 Jolay 2018, Andrianaivosoa Herizo Malalatiana)