16:00 > MBS : Fandaharana “Dinika” amin’ny Alahady 1 ora

14 juil. 2018 – MBS 94.5: Ho arahinao miaraka amin’i Joël Ralaivaohita isaky ny ALAHADY amin’ny 1 ora tolakandro ny fandaharana « DINIKA » (famerenana ny Alahady hariva amin’ny 6 ora).
Hiantrano ka ho vahinin’i Joël voalohany, ny Alahady 15 jolay 2018, Andriamatoa Jean-Constant Raveloson, filohan’ny KMMR.