16:00 > Tohin’ny hetsika fanadiovana faobe Rond-point Ampasapito – Avaradoha, boriboritany faha-III

Araka ny toromariky ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana dia nanatanteraka fanadiovana faobe nanomboka tetsy amin’ny “Rond point” Ampasampito hatrany Avaradoha ambany ny avy ao amin’ny Boriboritany faha telo kaominina Antananarivo renivohitra ny maraina teo nanomboka tamin’ny 7 ora sasany maraina.