Ampanefena – 12 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Nandalo teto Ampanefena aho, lavitra sady ratsy lalana ny mankaty. Tsy ataoko mahalavi-tany anefa izany. Amboarintsika indray ny lalana ary hataontsika tsara mba hivoahan’ny vokatra sy hahamora ny fifamoivoizana.
FIDIO i dada dia handroso i Ampanefena, ho firenena vanona i Madagasikara.