27/11/2019 – 07:20: EPP Tongarivo Tanjombato tsy natao antsapaka araka ny voafaritry ny lalAna ny fanaovana ny sonia ao ivohon’ny bileta tokana

Tsy natao antsapaka araka ny voafaritry ny lalàna ny fanaovana ny sonia ao ivohon’ny bileta tokana fa nifanarahan’ny delegues vitsivitsy tsy teo imason’ny Deleguen’ny TIM.

EPP Tongarivo Tanjombatotsy natao antsapaka araka ny voafaritry ny lalAna ny fanaovana ny sonia ao ivohon'ny bileta tokana fa nifanarahan'ny delegues vitsivitsy tsy teo imason'ny Deleguen'ny TIM.

Publiée par MBS sur Mardi 26 novembre 2019