Marc Ravalomana – Morarano Chrome – Manifesto sy MAP2, fandaharan’asa tsara – Fidio laharana 25

Fitsinjaram-pahefana tena izy, fampihavanam-pirenena, isan’ireo laharam-pahamehana ny kandida laharana 25 izany.

Ny MANIFESTO sy ny MAP2 dia fandaharan’asa tsara rafitra hitantanana ny firenena.

Nazavaiko teto Morarano Chrome ireo.

#fidio_25
#mpanangana_fa_tsy_mpandrava