Marc Ravalomana – Fandriana – Lazao ny mpiara-monina, havana aman-tsakaiza, tanora sy lehibe hifidy ny kandidà 25

Misaotra ny mponin’ny Mahazoarivo, Fandriana aho fa nahafinaritra ny fihaonana.

Tonga maro ianareo nijery ny fampielezan-kevitra nataoko, lazao ny mpiara-monina sy ny havana, ny havana aman-tsakaiza, na tanora na lehibe hifidy ny laharana faha 25.
#fidio_i_dada_25