Marc Ravalomana – TVM – Ady hevitra fandresen-dahatra

Vita soa aman-tsara ilay adihevitra fandresen-dahatra natao teto amin’ny Tvm.

Isaorana isika rehetra nihaino sy nijery, isaorana izy mirahalahy mpanao gazety nanentana, isaorana ny ORTM tamin’ny fanatontosana, ny CENI sy ireo nandray anjara rehetra.

Miantso anareo rehetra mbola misalasala aho hifidy ahy amin’ny 19 desambra.
#fidio_dada__25