Marc Ravalomana – Sambirano, Ambanja, Ambilobe – Laharana-25 hitondra hazavana ho anao

Tonga nanao fampielezan-kevitra teto izahay. Nahafinaritra ny fihaonana. Nohazavaiko teto ny fanamby sy fanomezan-toky voarakitra ao amin’ny “manifesto”.

Hifanandrina ny mpanongana sy ny mpanangana, koa tokana ny safidy, fidio aho, laharana faha 25, hitondra hazavana ho anao.