Teto Ampitatafika no namaranana ny fampielezan-kevitra androany.
Nahafinaritra ny fanentanana sy ny hetsika !
Misaotra anareo i Dada. Fidio i Dada amin’ny 07 novambra 2018
#FIDIO_25
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Aloavy ny karaman’ny mpiasa! ... TohinyFintinina
1 CommentComment on Facebook
Ny momba ilay filoha rajoelina hoe mampanantena inona ? Fa ianareo koa anie mora ambakaina e!
29/03/2024. Fahatsiarovana ny tolom-panafahana 29 marsa 1947.
Tsara ho fantatra ny tantaran’ny hira «Madagasikara Tanindrazanay».
... TohinyFintinina
1 CommentComment on Facebook
Ny zaza adala ratsy taiza sy tsy mahalala tantara no sahy manaonao foana manova ilay hira, sady efa misy ilay rôrô koa moa ankehitriny ka tsy mahagaga !