Miandrivazo – 30 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Nifantoka tamin’ny fandresen-dahatra ny mpifidy HIFIDY ahy ny dia nataoko teto Miandrivazo.
Hahazo “kits scolaires” na kitapo misy fitaovana , homena sakafo ihany koa na “cantine scolaire”, homena solosaina ireo tanora amin’ny fampiofanana arak’asa, tsy maintsy omena asa ny tanora .
Nohazavaina teto koa ny “manifesto”
Homena hasina ihany koa ny mpampianatra.

#fidio_i_dada_25
#Mpananganafa_tsy_Mpandrava