Tsy mitsahatra misaotra anareo tonga nihaino ahy androany. Tsy ataon’i Dada maha-lavi-tany aty aminareo. FIDIO ny laharana 25.
#Fidio_Mpanangana_fa_tsy_mpandrava
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
26/04/2024- Nivoaka ny fonja izao hariva izao Rtoa Olga Ramalason. ... TohinyFintinina
9 CommentsComment on Facebook
Erreur inona drai zao no filaza an'zan ? ? ?
Zao le olona lasa vedette raha tokony 69% Zao lasa 85% no azony @ fifidianana zao
Anjaran'i Mme Henriette indray zao no miditra fa nametraka fitoriana i Patsafotsy !
Amen
Iza ary n manao n andro tsara s ratsy eto e?
Tsara zany
Misaotra an Andriamanitra🙏🙏🙏
Misaotra Jeso à tsara lotra IANAO Jeso tsy misy tahaka ANAO
Hisaorana ny Tompo
Mankahery an-dRtoa Olga Ramalason izahay. ... TohinyFintinina
1 CommentComment on Facebook
Fitondrana jiolahimboto no misy eto ary tsy ho menatra ny hisambotra ny kandidàn’ny mpanohitra ireo. Tsy vitan’ny fanambarana na fangatahana intsony izy ity fa mila mihetsika ny vahoaka manontolo. Ny firaisankina no hery.