ZARA MIRA NO ATAOVY

IZA DAHOLO IREO?

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
scattered clouds
21 ° C
21 °
21 °
49 %
5.7kmh
40 %
Tue
21 °
Wed
21 °
Thu
20 °
Fri
17 °
Sat
17 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,319
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

Nisafidy nangina izahay teto amin’ny FB Ny Valosoa Vaovao tamin’ity fifidianana 29 mai 2024 ity satria tsy nekenay ny mbola hiasan’ireto mpikambana ao amin’ny CENI ireto izay tena tsy manara-dalàna ny zavatra ataony. Tsy tahotra tsy henatra fa dia manao izay tian’ny fitondrana volom-boasary atao. Izahay moa dia nitaky foana ny fialan’ny HCC sy ny CENI hatramin’izay.
Nanaiky ny fifidianana moa ny rehetra ka ho hita eo izay ataonareo ry CENI.
Betsaka ny fandikan-dalàna nataon’ireo olona tohananareo ireo nefa dia nangina ianareo. Rariny ve izany? Mahalalà menatra.
Vahoaka malagasy an-tapitrisany no manohitra izao fitondrana izao, hita izany tamin’ireny fampilezan-kevitra ireny.
Ka asa inona indray ny hala-bato ekenareo amin’ity?
Firaisankinan-tsika vahoaka ihany no vaha-olana ialàna amin’izao fitondrana jadona izao. Mijoroa sahia!🏁🏁 𝐓𝐚𝐩𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐞𝐥𝐞𝐳𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚. 🏁🏁

Anio isika dia baikoin'ny didy aman-dalàna hiaina ny ➡ 𝒂𝙣𝒅𝙧𝒐 𝒇𝙖𝒉𝙖𝒏𝙜𝒊𝙣𝒂𝙣𝒂.

❌𝕄𝐢𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐯𝐨𝐤𝐨𝐚 𝐧𝐲 𝐞𝐧𝐝𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐞𝐥𝐞𝐳𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚.

🟢 Isika olompirenena kosa, entanina hiomana amin'ny latsabato amin'izay : r̳a̳h̳a̳m̳p̳i̳t̳s̳o̳ ̳i̳l̳a̳y̳ ̳𝟮𝟵 𝗺𝗲𝘆 👉🏼🗳️ 𝗙𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒆𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒔𝒂𝒇𝒊𝒅𝒚 🗳️

Ankoatra ny mandeha mifidy dia manana 𝘇𝗼 𝘀𝘆 𝗮𝗱𝗶𝗱𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗺𝗮𝘀𝗼 𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗳𝗶𝗱𝗶𝗻𝘆 ny olompirenena, amin’ny alalan’ireto fihetsika ireto :
🤚 Fanoloran-tena ho isan’ireo mpanisa vato
🤚 Fanatrehana ny fanisambato ampahibemaso
🤚 Firotsahana anatin’ireny fikambanana mpanaramaso fifidianana ireny
🤚 Fanamarinana ny petadrindrin’ny PV-n’ny fanisambato eny amin’ny fokontany
🤚 Fanaraham-baovao manodidina ny fironam-bokatra, ary koa ny tranonkalan’ny CENI

✅ Ireo rehetra ireo dia 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒊𝒂𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒈𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒓𝒂 mandritra ny fotoam-pifidianana.

🇲🇬 𝓕𝓪𝓱𝓮𝓯𝓪𝓴𝓸 𝓲𝓸, 𝓱𝓲𝓯𝓲𝓭𝔂 𝓪𝓱𝓸 🇲🇬
... TohinyFintinina

Nisafidy nangina izahay teto amin’ny FB Ny Valosoa Vaovao tamin’ity fifidianana 29 mai 2024 ity satria tsy nekenay ny mbola hiasan’ireto mpikambana ao amin’ny CENI ireto izay tena tsy manara-dalàna ny zavatra ataony. Tsy tahotra tsy henatra fa dia manao izay tian’ny fitondrana volom-boasary atao. Izahay moa dia nitaky foana ny fialan’ny HCC sy ny CENI hatramin’izay.
Nanaiky ny fifidianana moa ny rehetra ka ho hita eo izay ataonareo ry CENI.
Betsaka ny fandikan-dalàna nataon’ireo olona tohananareo ireo nefa dia nangina ianareo. Rariny ve izany? Mahalalà menatra.
Vahoaka malagasy an-tapitrisany no manohitra izao fitondrana izao, hita izany tamin’ireny fampilezan-kevitra ireny.
Ka asa inona indray ny hala-bato ekenareo amin’ity?
Firaisankinan-tsika vahoaka ihany no vaha-olana ialàna amin’izao fitondrana jadona izao. Mijoroa sahia!
5 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Tena fitondrana mitapy. Hita mihitsy fa tsy tia fianarana prezidà. Izy no tsy mahay dia ny ankizy no tsy avela mianatra. ... TohinyFintinina

5 CommentsComment on Facebook

F inona idirany ankizy @ fahatongavany.sa tsiampy l isanolona manao merci prezda

Oh t@ andron' Tpkl Ratsiraka ihany io ataony io.

Ny eto Dago tapahana fa ny anazy alefany any andafa de akany nationalité hono🤣

13+6 =18

Odryyyy

Load More

Tena fitondrana mitapy. Hita mihitsy fa tsy tia fianarana prezidà. Izy no tsy mahay dia ny ankizy no tsy avela mianatra.