07:30 > Sadabe – 22 Okt – Neny Lalao – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Faly mifankahita tamin’i Neny ireo mponina tao Sadabe, tafaray tokoa ny ny tia sy ny manina ny n•25, Marc Ravalomanana ihany e! I Neny mikarakara, mitondra sakafo.

Nanentana ny mponina tao SADABE distrikan’i Manjakandriana i Neny lalao Ravalomanana hifidy ny kandida N25 ,. Resy lahatra i  fa tsy misy afatsy ny kandida Marc Ravalomanana ihany no vahaolana e!