Ce problème vient généralement du fait que le propriétaire ne l’a partagé qu’avec un petit groupe de personnes, a modifié qui pouvait le voir ou l’a supprimé.
Ce problème vient généralement du fait que le propriétaire ne l’a partagé qu’avec un petit groupe de personnes, a modifié qui pouvait le voir ou l’a supprimé.
Tss dokadokafanao vahoaka hendry zany eo....tsy fahendrena intsony zan mamela mamalaka hanjakazakan'ny halabato zan....ko manin ra asaina avotsotry ny gendarme reny mpangalatra be dia be ireny? Sa tsy hendry ny gendarme?
Tena hoe Andriamanitra zao avo fipetraka fa iva fijery e! Tsy andrinareo izy fa andrinay. Hifarana ny ratsy ataonareo e! 💪💪💪💪 lainga ; fanararaotana ny fahantran’olona . Zany no entinareo mitondra firenena. Ndao foana e! 🙏🙏🙏🙏🙏💔💔💔💔
Lany @ hala- bato tsy menatra ity madama ity
Te hanao forcing angamba fa ampy izay e
Volamena aza angeh vitany ny namadika azy.ho Vy sns....
Mba mahalala menatra madama Aaa ...halatra vé no iandrandranao fandresena de manaiky ianao .... côté ny devoly vé ianao sa an'ni Jesosy ?....mba manan-taranaka iany