LAHATSORATRA FARANY
TOETRANDRO ANDROANY
Ny Valosoa Vaovao
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Manoloana ny fikasan’ny CENI hanokatra indray ny Lisim-pifidianana amin’ny alalan’ny « Didy hitsivolana »na « ordonnance » avy amin’ny Fitsarana dia tsy mandà izahay satria fampiharana ny andininy faha-42 ao lalàna 2018-008 mifehy ny Fifidianana eto amintsika izany dia tonga eto amin’ny CENI ary izahay mitondra ny ahiahy tsy ihavanana ary mitondra ny soso-kevitra mba hisorohana ny mety ho fampiasana ity ordonnance ity hanaovana hosoka sy hala-bato amin’ny Fifidianana toy ny mety hahafahan’ny olona iray hifidy im-betsaka sy ny hahafahan’ny olona avy any amin’ny Kaominina hafa hifidy any amin’ny Kaominina hafa
Ny hevitray dia izao :
- Ekena ny mbola hahafahan’ireo olona manan-jo hifidyhisoratra anarana ao anaty Lisim-pifidianana amin’nyalalan’ny Ordonnance avoakan’ny Fitsarana
- Tokony ho ferana anefa ny fe-potoana hanaovanaizany : ohatra hatramin’ny 15 na 30 Novambra 2024
- Tsy azo ekena kosa ny fampiasana ny ordonnance Electorale hahazoana hifidy amin’ny andron’ny latsa-bato satria tsy ara-dalàna izany ary mety ho fitaovanahampiasaina hanaovana hosoka amin’ny Fifidianana
- Tokony hizotra ara-dalàna sy ara-drariny ka tsy hisyfanavakavahana sy fanilikilihana ara-politika nyfanomezana ireo taratasy ilaina avy eny amin’nyFokontany sy ny CENI hahazoan’ny olona nyordonnance eny amin’ny Fitsarana hisoratany anaranaao anaty Lisim-pifidianana.
CENI-Alarobia 03-10-2024
... TohinyFintinina
- Likes: 9
- Comments: 0
- Shares: 0
0 CommentsComment on Facebook
📌 𝐂𝐇𝐑𝐈𝐒𝐓𝐈𝐍𝐄 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐇𝐀𝐒𝐎𝐀 : 𝐍𝐨𝐬𝐢𝐧𝐭𝐨𝐦𝐢𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐭𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐨𝐭𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧-𝐤𝐨𝐟𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐲 𝐡𝐨 𝐛𝐞𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐚̀𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐊𝐚𝐨𝐦𝐢𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐧𝐢𝐯𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫’𝐢 𝐅𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐨𝐚.
Tsy nomena ny 211Bis ihany koa izy. Nilaza fa tsy mahefa hanome azy ny taratasy manamarina ny fandoavan-ketra ny biraon-ketra tao Fianarantsoa nantonina. Navezivezy indray ny solontenany rehefa tonga tao Antananarivo. Nangataka fihaonana tamin’ny Tale Jeneralin’ny Hetra ihany kosa saingy tsy nisy valiny raha ny fanazavany.
🔴 «𝐍𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐞𝐟𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐦𝐩𝐨𝐤𝐨 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐝𝐢𝐤𝐚 𝐟𝐚 𝐡𝐨𝐞 𝐫𝐞𝐬𝐲. 𝐓𝐨𝐦𝐛𝐨𝐭𝐬𝐨𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐥𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐨𝐧𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐭𝐚𝐝𝐢𝐚𝐯𝐢𝐧𝐚» hoy Christine Razanamahasoa.
Sakantsakana sy fanakatonana vararavana amin’ny fiomba ankolaka, hilazana ny tsy ahafahana mirotsaka no niseho hoy hatrany izy.
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook