16 C
Antananarivo
Fri 24 May 2019 08:15

Malagasy mitaky fahamarinana sy mangarahara

Fifidianana – Joël Ralaivaohita – Fanehoan-kevitra

Tsy isan’andro aho no manoratra lava be ka mba miangavy ho vakiana hatramin’ny farany, indrindra ho antsika « be politika ». Ninia tsy niresaka...

10 Janoary 2019 – Fanambarana – Hanitra Razafimanantsoa

Nanao izay tokony natao isika ary niezaka foana hoan' ny fitiavana ny Firenena fa Indrindra mba hamerina indray ny Filoha Ravalomanana ho eo amin'ny...

Serge Zafimahova – “La CÉNI et la HCC sont des hontes de la République”

Au nom de de tous les membres de l’équipe de Coordination générale de la campagne du Candidat Marc Ravalomanana, nous prenons acte de la...

Filoha Ravalomanana – Soa iombonan’ny Malagasy no tadiavina fa tsy ho...

Isambilo Nahazo fanasana ary niatrika ny lanonan’ny Asaramanitra teny amin’ny lapam-panjakan’Iavoloha omaly, ny kandidà Filoha Marc Ravalomanana, niara-dia taminy tamin’izany Ramatoa Lalao Ravalomanana vadiny, izay...

Asaramanitra teny Iavoloha – Sambany tsy natrehana Praiministra am-perinasa

Isambilo Tontosa soa aman-tsara teny amin’ny Lapam-panjakana teny Iavoloha omaly, ny fifampiarahabana tratry ny Asaramanitra teo amin’ny Filoham-panjakana Rivo Rakotovao mivady, sy ny andrim-panjakana misy...

EDITO 8 Janoary – HCC: miandry ny voka-pifidianana araka ny fahamarinana...

Andry Tsiavalona Misavorovoro ny fiainam-pirenena sy ny fiainan’ny Malagasy amin’ity andro iandrasana ny voka-pifidianana ofisialy havoakan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC) ity. Tsy fantatra intsony...

EDITO 5 Janoary – Hanaiky hatrany ho toy ny “haza sy...

Sôh’son Tato anatin’ny 10 taona izao dia nihamafy ny geja atao amin’ny firenena sy ny vahoaka Malagasy. Geja izay mihàtra indrindra eo amin’ny lafiny politika...

Praiminisitra Ntsay Christian – Mihevitra ny hamoritra mpanao gazety

Helisoa Notorian'ny Praiministra Christian Ntsay ho nanao fanakorontanana ny filaminam-bahoaka sy fanohintohinana ny fiandrianam-pirenena, ireo mpitarika ny hetsika eo amin'ny kianjan’ny 13 mey, ahitana an'i...

HCC – Jean-Eric Rakotoarisoa – Asakasak’izay hitsivalana amin’ny famerenana ny hasim-piandrianan’ny...

Ampatsiahivina ny tsirairay fa tsy ny fitsarana no mifidy ny kandidà ho lany fa ny vahoaka Malagasy izay ny mpifidy rehetra no misolo toerana...

Toetrandro androany

Antananarivo
few clouds
16 ° C
16 °
16 °
93 %
1.5kmh
20 %
Fri
23 °
Sat
20 °
Sun
21 °
Mon
21 °
Tue
18 °

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Alakamisy 23 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

15 ora lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Alakamisy 23 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

Misy tsy maty manota mihitsy ity firenena ity.

10 taona gaboraraka dia mbola hitohy foana ve?Nitsoaka ny fonjan’i Vohitany kaomin’i Ejeda Toliara i Alain Zaheraly Rostand, fantatry ny maro amin’ny solon’anarana hoe karana sy Eric Mario na Rambô, voaheloka higadra mandrapahafatiny tamin’ny fitifirana nahafaty an’i tompokovavy Tinah,mpianatra tao Toliara ny taona 2017 lasa. Tafavoaka ny fonja tamin’ny zoma alina lasa teo izy roa lahy ary mbola tsy hita hatramin'izao. Ny tomponandraikitry ny fonja tetsy andanin'izay tsy nitondra fanazavana hafa ny amin’ny fomba naha-tafatsoaka azy ireo. Ny hany nolazainy dia hoe mandeha ny fanadihadiana ka misy ny didy fikarohana na “avis de recherche” hatao.

Tsiahivina fa gadra efa nofonjaina tao Tsiafahy i Alain sy Rambô no nafindra toerana. Nahazo sazy mihatra higadra mandrapahafaty izy ireo miampy asa an-terivozona. Ny nahavariana ny maro dia 3 volana tao Tsiafahy izy roa lahy no nafindra toerana ho any amin'ity fonjan'i Vohitany ity. Ity fonja ity, anisan'ny fonja tsy natao hitazomana olona nahavita heloka bevava intsony ary karazana fonja efa tranainy. Voalazan'ny loharanom-baovao koa fa mandeha kilaometatra vitsy miala ao amin’io fonja io ny kaominina Ejeda izay tanindrazan’ireto voaheloka ireto. Efa mba nanao antso avo hamerenana azy roalahy voaheloka ho any Tsiafahy ihany ny fianakavian’i tompokovavy Tinah. Fantatra fa nanaiky ny fangatahana io ny fitondram-panjakana voakasika kanjo, handeha haka ireto voaheloka ireto haverina any Tsiafahy sy hanao fizahana ilay fonja nitazomana azy no fantatra fa tsy tao intsony iretoi Alain sy Rambô. Mbola samy nametraka fanontaniana avokoa noho izany ny rehetra hoe ahoana ny fomba nahantateraka izany, ary iza no tompon'antoka? Andrasana ny tohiny.
... TohinyFintinina

2 andro lasa

 

Comment on Facebook

Volabe zany

... TohinyFintinina

3 andro lasa

 

Comment on Facebook

Mampalahelo ny vahoaka

Mbola tsy tongasaina ihany ry vendrana fitondra jiolamBOTO, copie kolé ,

Aza manabado anay malagasy ianareo ry Rajoelina ô

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Talata 21 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

3 andro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Talata 21 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

 

Comment on Facebook

Mety noana e

Mbola mandeha ve itony article itony? ... TohinyFintinina

3 andro lasa

Mbola mandeha ve itony article itony?

 

Comment on Facebook

Efa lany andro e !

Fa nisy namafa

Ilay lalàna tsy appliqué eto @ tsika

amin'izao dia soratra ihany zany fa tsy misy fampiarana na ny kely aza

Symbolique fotsiny io articles io fa ny mpampiantra azy aza mandika azy ko

+ View more comments

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Sabotsy 18 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

5 andro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Sabotsy 18 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

... TohinyFintinina

1 herinandro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Alakamisy 16 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

1 herinandro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Alakamisy 16 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

Toy izao ny endrikin'ny biletà tokana amin'ny fifidianana Solombavambahoaka ho avy izao. ... TohinyFintinina

1 herinandro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Talata 14 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

1 herinandro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Talata 14 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

 

Comment on Facebook

Ahoana hoy izy ny CENI aminio

TRANGAN'NY RAHARAHA 13 May 1972
NY 13 MAI 1972 TSIAHY IREO DATY MANAN-TANTARA
12 Mey 1972 : Nisamborana ireo mpianatra izay nivory teny Ankatso, nanomana ny fihaonambe hatao ny 13 Mey izay iarahana amin’ny ray aman-dreny sy ny sendika.Niteraka fahasorenana ho an’ireo namany izany ka nandeha nirohitra teo amin’ny Araben’ny Fahaleovan-tena izy ireo ny ampitson’io.
Ny alin’ny 12 Mey 1972 no nisamborana ireo mpianatra izay nivory teny Ankatso.tokony ho tany amin’ny 01 ora maraina dia efa voahodidina FRS ny toerana nisy azy ireo avy nibosesika niditra izy ireo ary nisambotra . Nisy tamin’ireo voasambotra no nentina mivantana tany Nosilava, nisy kosa ireo nalefa tany Arivonimamo. Ankoatra ireo mpianatra dia nisy koa ireo olon-dehibe nosamborina toa an’ny dokotera Rakotomalala Manan’Ignace, dokotera Rasamoelina Lala,….
13 Mey 1972 : Fifanjevoana teo amin’ny araben’ny fahaleovan-tena, nitifitra sy nandefa baomba mandatsa-dranomaso ireo mpilahatra ny FRS (Force Republicine de Securité), nisy ny maty sy ny naratra. Tezitra ny olona , nendahin’ny olona ny takelam-by “PLACE PHILIBERT TSIRANANA”, teraka teo ny anarana hoe KIANJAN’NY 13 MEY
Tonga teny Ankatso ny mpianatra vao nahare fa voasambotra ny namany. Tamin’ny 8 ora maraina niteny tamin’ny Radio ny Minisitry ny Ati-tany fa mitsahatra ny fitokonana satria voasambotra ny mpitarika ary hatolotra ny fitsarana, ka dia miverina mianatra ny mpianatra rehetra ny Alatsinainy 15 Mey. Nahatezitra ny olona ny tenin’ny Filoha Tsiranana avy any Ranomafana navoakan’ny Radio nanao hoe “mpifoka sy mpisotro rongony ireo mpitarika ireo ka manainga ankizy hamonjy ny fianarany izy.Raha mampiasa hery ny miaramila hoy indray izy dia “TSAK! TSAK !zato, arivo maty.” Nirohotra nankany amin’ny araben’ny fahaleovan-tena ny olona. Feno hipoka ny kianja tamin’ny 09 ora sy sasany. Tonga ny zandary tamin’ny 10 ora nitoby teo akaikin’ny Air Madagascar hitandro ny filaminana. Ny FRS (Force Republicine de Securité) efa tao amin’ny Lapan’ny Tanana nandefa baomba mandatsa-dranomaso, velona ny fifanjevoana, nitifitra ny FRS , nisy ny maty sy ny naratra. Niverina haingana tamin’ny helikoptera avy any an-dRanomafana ny filoha Philibert Tsiranana tamin’ny 01 ora tolakandro. Tezitra ny olona nedahin’ny olona ny takelam-by “PLACE PHILIBERT TSIRANANA”, teraka teo ny anarana hoe KIANJAN’NY 13 MEYdia niforona teo koa ny teny hoe ROTAKA. Nisy ny mpanararaotra nandroba.
15 Mey 1972 : Grevy faobe tao Antananarivo, filaharam-be nihazo an’Andafiavaratra toeram-piasan’ny filoham-pirenena.
Raha teny Ambatonakanga ny lohany amin’ny filaharana dia aty amin’ny gara Soarano ny farany. Isan’ireo sora-baventy nolanjaina tamin’izany ny hoe: AJANONY NY HERISETRA –ESORY NY FRS-AVOHAY NY NAMANAY-MIALA I TSIRANANA-TANINDRAZANA FA TSY ANTOKO…..Teo Andohalo anefa no nosakanan’ny miaramila ny mpilahatra fa ny solon-tenam-piangonana 4 dahy no nihaona tamin’ny filoha dia ny pastora Daniel Ratefy, Son eminence ny Kardinaly Jérôme Rakotomalala, ny Réverend Rasoloarivony ary ny pastora Rasendrahasina Titus.

#Association_AMAHO
... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

Mijery hira gasy eto Manjakandriana. ... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

 

Comment on Facebook

Hafa ihany Dada

Mankafy ny maha maiagasy e

Lalaina Patrick aon enao amty?

misaotra Dada an!

+ View more comments

... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

 

Comment on Facebook

Betsaka anefa NY vahoaka no mihevitra fa io ministre io no tena tampom-pahaizana eto Madagascar. Izany lazainy dia toa Baiboly mihitsy!

Load more

Top3 herinandro

Top3 iray volana

Top3 telo volana

TOETRANDRO ANDROANY

Mahajanga
few clouds
22 ° C
22 °
22 °
94 %
1.4kmh
20 %
Fri
35 °
Sat
33 °
Sun
33 °
Mon
33 °
Tue
32 °
Toliara
clear sky
22.6 ° C
22.6 °
22.6 °
78 %
9.7kmh
0 %
Fri
27 °
Sat
27 °
Sun
27 °
Mon
27 °
Tue
27 °
Antsiranana
few clouds
23 ° C
23 °
23 °
78 %
4.1kmh
20 %
Fri
32 °
Sat
31 °
Sun
31 °
Mon
31 °
Tue
31 °
Antananarivo
few clouds
16 ° C
16 °
16 °
93 %
1.5kmh
20 %
Fri
23 °
Sat
20 °
Sun
21 °
Mon
21 °
Tue
18 °
Toamasina
broken clouds
21 ° C
21 °
21 °
100 %
1.5kmh
75 %
Fri
28 °
Sat
23 °
Sun
21 °
Mon
23 °
Tue
22 °
Fianarantsoa
overcast clouds
14.8 ° C
14.8 °
14.8 °
91 %
1.8kmh
96 %
Fri
18 °
Sat
18 °
Sun
16 °
Mon
17 °
Tue
18 °