Ny Valosoa Vaovao FB

Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

23/04/2024- Olga RAMALASON. Nampidirina am-ponja eny Antanimora. Miandry ny tohiny isika.

23/04/2024- Olga RAMALASON. Nampidirina am-ponja eny Antanimora. Miandry ny tohiny isika.OLGA RAMALASON
NAMPIDIRINA ENY ANTANIMORA

🔴 Nampanantsoina teny amin'ny PAC ary avy eo nofonjaina vonjy maika eny Antanimora Rtoa Olga RAMALASON.

🔴 Efa Minisitry ny varotra, Loholon'i Madagasikara, Ben'ny tananan'Antsirabe, ary kandidà fidiana ho solombavambahoaka atolotry ny Vovonana Firaisankina ao Antsirabe I amin'izao fotoana izao izy. Ary anisan'ireo olona tena akaiky an'i Marc Ravalomanana efa hatry ny ela.

(Sary fanehoana)
... TohinyFintinina

2 ora lasa

1 CommentComment on Facebook

Intimidation ataon'ny fitondrana.

Tsy misy ilàna an’io teleferika io sa mba ilazàna hoe tena mandroso Madagasikara.
Rehefa eny ambony eny ianareo mianakavy ao amin’ny fitondrana ao dia jereo ny aty ambany. Ho hitanareo ny fahorian’ny vahoaka nohon’ny ataonareo.
Mankahery anareo ao amin’ny EKAR Analamahitsy.Image attachmentImage attachment

Tsy misy ilàna an’io teleferika io sa mba ilazàna hoe tena mandroso Madagasikara.
Rehefa eny ambony eny ianareo mianakavy ao amin’ny fitondrana ao dia jereo ny aty ambany. Ho hitanareo ny fahorian’ny vahoaka nohon’ny ataonareo.
Mankahery anareo ao amin’ny EKAR Analamahitsy.
... TohinyFintinina

9 ora lasa

Mba misy fanaraha-maso ve ny fahatongavan’izy ireo sa mbola variana manenjika ny mpanohitra milaza ny marina?
Mila mailo isika ry vahoaka! Ety Belambanana Andoharanofotsy koa efa misy.
... TohinyFintinina

1 herinandro lasa
Tany tsy misy fanjakana. Samy manao izay tiany.

Tany tsy misy fanjakana. Samy manao izay tiany.MANDROSEZA / JIRAMA

Nga tay fotsin mis mipetraka az ao amorondrano ao d eo n misasa sns
... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

5 CommentsComment on Facebook

Efa mihinantay sy amany h@ zay anie ny malagasy e maninona no avela hipetra eny ireny olona ireny tsy misyfandraisana andraikitra mihintsy

Angah vao Izao Io ,efa ela nge ianareo am ville ao no efa nsotro ranon ama s ta e

Fa maninona raha itony mampihinana Tay vahoaka itony no roahana Dia Gadraina e?Tena tsy rariny kosa Zao e!

Fefiloha jiaby efa trano sy WC daholo donc aza miasa saina fa efa voadio sy misy chlore io

Natoraly io

View more comments

Tsy zakan’ny vavonin-dry fozaorana ireo milaza ny marina manindrona azy.

Natao MD afak’omaly 3 aprily 2024 Pasitera Zaka!

Torak’izany koa ny vadiny, nosamborina ary natao MD.Image attachmentImage attachment+1Image attachment

Tsy zakan’ny vavonin-dry fozaorana ireo milaza ny marina manindrona azy.

Natao MD afak’omaly 3 aprily 2024 Pasitera Zaka!

Torak’izany koa ny vadiny, nosamborina ary natao MD.
... TohinyFintinina

3 herinandro lasa

16 CommentsComment on Facebook

Mifohaza ry malagasy

tsy brariny zao mila mihetsika isika vahoaka

Noho ny resaka coliseum ve sa Antony hafa?

Henjana koa izany

Tena efa tsy rariny kosa rangah

Tena sérieux vé ity?

tsy rariny

Zay manenjika mpanompon ANDRIAMANITRA D manenjika an Andriamanitra ...tsarovy ny nanjoa ny Apostoly... Mahereza Pasitera Zaka tsy ho fahafatesana ny Antony Zao fa ho fanehoana ny Voninahitr ANDRIAMANITRA

Tena hoe tena hoe, mampalahelo loatra. Ny devoly tsy ho mpandresy velively fa mila miambina tsara. Ary ny zavatra atao misy vokany daholo

His faran foan n dj e

Miha-matoky tena fa mafy sy maripototra ary tsy afaka hozongozonina intsony @ izay ny Fanjakan’i Cedric, ka dia mahasahy manapatra sy mihao-pefy tanteraka e !😲 Tohizo fa tena miakatra miakatra hatrany tokoa lay Fahefana ! Enga anie ho tonga hatrany an-danitra 😂

Ny tenin'iza indray no nivadika ho lalàna amin'izao?

Isaky ny manao partages izahay, dia tapaka foana ilay Fanazavana ambony manambara ny fanaovana azy mivady MD ! Tena miasa mafy ve lay lozisiela medi… mpanapadoha iny ?!

Dia ahoana ny hevitry ny FJKM sy ny FFKM, manoloana izany ?😲 Eo ihany koa ireo Fiangonana ao anatin’ireo Fiombonana ireo ?!😲

Mba miangavy izahay, mba alefa ao amn’ny Vaovao MBS ity zava-miseho momba an’i Pasitera Zaka mivady ity, fa be dia be no tsy mahalala, azafady ô !🙏 Misaotra indrindra !🙏

Sambatra Shamila

View more comments

Masoivohon’ny Vondrona Eoropeana.

Masoivohon’ny Vondrona Eoropeana.Nangataka ny fanoloana ny Masoivohon'ny Vondrona Eoropeana Isabelle Delattre-Burger i Andry Rajoelina. Ny fiandohan’ny volana Martsa teo no nandefa ny antontan-taratasy fangatahana izany ny Minisitry ny Raharaham-bahiny araka ny lahatsoratra navoakan’i Africa Intelligence androany.
Anton’io, ny fanehoan-kevitr’ity diplomaty ity tamin’ilay lalàna momba ny famosirana.
Tsiahivina, isan’ny niresaka momba ny tsy fahaiza-mitantana eto amin’ny firenena ihany koa ity Masoivoho ity, nitaky ny mangarahara ny amin’ny nampiasana ny volan’ny Fonds Routier, manoloana ny faharatsian-dalana eto Madagasikara. Teo ihany koa ny resaka demokrasia sy ny zotram-pifidianana.
Ahiana hanaratsy ny fifandraisana diplomatika izao fanapahan-kevitry ny fitondrana Rajoelina izao. Ny vondrona Eoropeana izay mitana ny lohalaharana amin'ireo mpiara-miombon'antoka ara-bola sy ara-teknika manampy an'i Madagasikara.

© KOLO TV
... TohinyFintinina

3 herinandro lasa

1 CommentComment on Facebook

Fambara ratsy io fa efa niainan'i ra8 !

Image attachment

Photos de la publication de Marc Ravalomanana ... TohinyFintinina

3 herinandro lasa
Mankahery anareo rehetra any izahay.Image attachmentImage attachment+3Image attachment

Mankahery anareo rehetra any izahay. ... TohinyFintinina

4 herinandro lasa
28/03/2024- AnalakelyImage attachment

28/03/2024- Analakely ... TohinyFintinina

4 herinandro lasa

1 CommentComment on Facebook

Hisy haka ilay tany e! Efa disque nandeha io.

28/03/2024- Raharaha PAN (tohiny).Image attachment

28/03/2024- Raharaha PAN (tohiny). ... TohinyFintinina

4 herinandro lasa
28/03/2024- Raharaha PANImage attachmentImage attachment+1Image attachment

28/03/2024- Raharaha PAN ... TohinyFintinina

4 herinandro lasa
Raharaha Romy Voos Andrianarisoa (tohiny)

Ny zoma 10 mey 2024 no andro voafetra iatrehana ny fitsaràna farany ivoahan’ny sazy.

Raharaha Romy Voos Andrianarisoa (tohiny)

Ny zoma 10 mey 2024 no andro voafetra iatrehana ny fitsaràna farany ivoahan’ny sazy.Raharaha Romy Voos Andrianarisoa, talen’ny kabinetran’i Andry Rajoelina teo aloha (tohiny)

Ny Valosoa

Tamin’ny alatsinainy 18 marsa teo no nandrasana ny famoahan’ny fitsarana “Southpark Crown Court” ao Londres, mikasika ny didy sy ny sazy manameloka an’i Romy Voos Andrianarisoa, talen’ny kabinetran’i Andry Rajoelina teo aloha. Noho ny antony tsy voambara dia nahemotra amin’ny volana aprily ny fitsaràna ary amin’ny andro mbola tsy voafetra.

Tsiahivina fa tamin’ny 10 aogositra 2023, i Romy Voos Andrianarisoa izay talen’ny kabinetran’i Andry Rajoelina, mbola teo am-perinasa sy ilay mpiray tsikombakomba taminy Philippe Tabuteau, no voasambotra ary notazomina am-ponja tany Londres, rehefa tratra ambodiomby nitaky vola mitentina 261.000€ sy anjara 5% tamin’ny orinasa mpitrandraka vato Gemfields, takalon’ny fanomezana fazahoandalana hitrandraka eto Madagasikara.

Araka ny lalàna anglisy momba ny koliloly voafaritra ao amin’ny “Bribery Act (2010)” dia mety ho voasazy an-tranomaizina hatrany amin’ny 10 taona ity talen’ny kabinetran’i Andry Rajoelina teo aloha ity. Andrasana amin’ny volana aprily ho avy izao ny tohin’ny tantara.

www.gvalosoa.net/2024/03/25/raharaha-romy-voos-andrianarisoa-talenny-kabinetrani-andry-rajoelina-...
... TohinyFintinina

4 herinandro lasa
27/03/2024-Rivodoza Gamane.

27/03/2024-Rivodoza Gamane.Alarobia 27 Martsa 2024 - 17h
▶ Zay vao nanomboka nihetsika i GAMANE 🌀 ka ao amin'ny distrikan'Ambilobe ao amin'ny kaominina Ambakirano izao no misy ny foibeny.
▶ Mihena hatrany ny heriny ka mitondra rivotra 90 km/h sy tafiotra 125 km/h izy manodidina ny 30 km miala ny foibeny.
▶ Fa ny orambe mandifotr'olona 💧💧💧 kosa mbola hitohy hatramin'ny rahampitso Alakamisy alina 😥 ho an'ny faritra Diana, Sava, Ambatosoa sy Analanjirofo.
▶ Mikasika ny mety ho làlany dia vinavinaina hizotra hianatsimo somary Atsimo Atsinanana izy anio alina ka hamakivaky ny ilany Andrefan'ny distrikan'i Sambava ary ny distrikan'Andapa sy Maroantsetra rahampitso Alakamisy mialohan'ny hivoahany an-dranomasina ao amin'ny distrikan'i Antalaha. Ny Zoma izy izany vao hanalavitra tanteraka an'i Madagasikara.
Mankahery hatrany fa tena Grave izy ity ✊

Cyclones à Madagascar
... TohinyFintinina

4 herinandro lasa
27/03/2024- Rivodoza Gamane

27/03/2024- Rivodoza Gamane𝙁𝙄𝙇𝘼𝙕𝘼𝙉𝘼 𝙈𝘼𝙉𝙊𝙆𝘼𝙉𝘼 𝙈𝙊𝙈𝘽𝘼 𝙉𝙔 𝙍𝙄𝙑𝙊𝘿𝙊𝙕𝘼 | 27 Martsa 2024 _ 06 ora maraina

☑️ Niditra an-tanety tamin’ny 06 ora latsaka fahefany tao amin’ny Kaominina Ampisikinana, Distrikan’i Vohemar ilay Cyclone Tropical GAMANE. 150 Km/ora ny rivotra miaraka aminy izay arahina tafiotra mahatratra 210 Km/ora ao anatin’ny 40 Km manodidina ny foibeny.

☑️ Marihina fa kely ny velaran’ity rivodoza ity ka saika amin’ny tapany Avaratry ny Distrikan’i Vohemar no ahitana ny rivotra mafy. Mikisaka mianandrefana somary Atsimo-Andrefana izy ka mahafaka 07 Km/ora.

📕📕 Filazana fampitandremana miloko mena na loza mitatao : Diana sy Sava;

📒📒 Filazana fampitandremana miloko mavo na loza manambana: Ambatosoa sy Analanjirofo..

⛔️ Entanina ny mpampiasa ranomasina eo anelanelan’i Antsiranana sy Mahanoro sy eo anelanelan’i Analalava sy Antsiranana mba tsy hiandriaka mandrapahalasan’ny loza tanteraka. Entanina ny rehetra mba hanaraka mandrakariva ny toromarika omen’ny manam-pahefana isan-tokony⛔️

🔑 Météo Madagascar
... TohinyFintinina

4 herinandro lasa
26/03/2024- Rivodoza Gamane.

26/03/2024- Rivodoza Gamane.𝙁𝘼𝙈𝙋𝙄𝙏𝘼𝙉𝘿𝙍𝙀𝙈𝘼𝙉𝘼 𝙈𝙊𝙈𝘽𝘼 𝙉𝙔 𝙁𝘼𝙃𝘼𝘽𝙀𝙏𝙎𝘼𝙃𝘼𝙉'𝙉𝙔 𝙍𝙊𝙏𝙎𝘼𝙆𝙊𝙍𝘼𝙉𝘼 | 26 Martsa 2024

⚠️‼️Tombanana hitondra rotsak'orana betsaka any Atsinanana, Alaotra Mangoro ary ny ilany atsinanan’i Sofia ilay rivodoza GAMANE. Tombanana hahatratra 50 hatramin’ny 120 mm ao anatin’ny 24 ora ny tahan’ny rotsak'orana amin’ireo toerana ireo.

♦️ Fe-potoana : ny 28 Martsa 2024 hatramin’ny marainan’ny 29 Martsa ho an’i faritra Atsinanana sy Alaotra Mangoro ary ny distrikan’i Mandritsara, Befandriana Avaratra sy Bealanana.

♦️Faritra voakasika :
🟡🟡 Filazana fampitandremana miloko mavo : faritra Atsinanana sy ny distrikan’i Mandritsara, Befandriana Avaratra ary Bealanana.

🟢🟢 Filazana fampitandremana miloko maitso : Alaotra Mangoro.

♦️ Fanamarihana
🟡🟡 Filazana loza manambana miloko mavo mahakasika ny #rivodoza ho an’ny faritr'i Diana, Sava ary Analanjirofo.

🔑 Météo Madagascar
... TohinyFintinina

4 herinandro lasa
Inona ny ratsy nataony? Valio io mba ho dinihanay vahoaka nifidy azy fa manana ny rariny ianareo.

Inona ny ratsy nataony? Valio io mba ho dinihanay vahoaka nifidy azy fa manana ny rariny ianareo. ... TohinyFintinina

4 herinandro lasa

2 CommentsComment on Facebook

Izany velotsara izany izao ilay ho henjehin'ny olona eny antanimbary fa mba ity aho eto!

Rehefa tsy manao ny sitrapony Dia nanao ratsy izay

Tsy hita mihitsy itony rehefa resaka fanasoavam-bahoaka fa kosa raha vao olona milaza ny marina dia mailaka ery hanongana, hanagadra sy hisambotra.

Tsy hita mihitsy itony rehefa resaka fanasoavam-bahoaka fa kosa raha vao olona milaza ny marina dia mailaka ery hanongana, hanagadra sy hisambotra.TGV : Mangataka ny ampiharana ny and.72 anesorana an'i Pan tsy ho solombavambahoaka intsony

Nanao fanambarana manoloana ny mpanao gazety androany alatsinainy 25 martsa 2024 ny Sekretera nasionalin'i antoko mpanohana ny fitondrana TGV, Hery Rasoamaromaka, sady Governoran'ny Faritra Analamanga, ny ampiharana ny andininy faha 72 ao amin'ny Lalampanorenana, manesotra ny maha solombavambahoaka ny Filohan'ny Antenimierampirenena Christine Razanamahasoa, izay voalaza fa tsy manaraka sy tsy mitovy hevitra amin'ny vondrona politika nahavoafidy azy.

Izany moa no nitranga taorian'ny nilazan'i Filohan'ny Antenimierampirenena, Christine Razanamahasoa, izay nanao fanambaràna, nanoloana ireo fiarahamonim-pirenena, antoko politika maro, sy fikambanana maro, olo-be sy mpitondra fivavahana ny sabotsy teo teny Tsimbazaza, fa mijaly ny vahoaka, tsy araka ny fampanantenana fiovana no nisy nandritra ny 15 taona, olona no olana, ary misy vaha-olana azo ampiharina anarenana ny firenena izay latsaka anatin'ny fahantrana tanteraka, ka hiazonan'i Madagasikara ny laharana farany maneran-tany.

(Sary nindramina)

gasypatriote@gmail.com
www.gasypatriote.com
Copyright © GasyPatriote
... TohinyFintinina

4 herinandro lasa

14 CommentsComment on Facebook

Ts mahagaga

Ireo toerana filalaovana eran tanana izay tokon tsy andoavana vola taloha, ankehitriny lasa ry lerony makan apaosiny ny vola, Mampalahelo an

Governora koa aza tsy anaty constitution

Ketrika reh zao

Zay ko mangataka ny hampiharana article 42 ao @ lalam-panorenana mikasika ny code de la nationalité

Ts hataon zareo otran nanao van ani pdt ani senat ku io zao???

I pasteur Zaka no solution

Tonga teto isika tanampolo

Hihena 40 kilao ialahy ity rehefa miala ao fa atavezo tsra aloha ny tena!

Gisa homanketsa

DE INONA ZAO NO MAHADISO AN'IZAY NAMBARAN'NY PAN ZAY

Mb menatra Ragova

Iza io? Zanakao aho pasitera. Ah! Ah! Ah!.

Hianareo mianakavy miaraka amin - dRajoelina Cedric vazaha no mila miala fa tsy Rtoa Christine Razanamahasoa izay nilaza ny fahamarinana noho ny fampahorianareo ny vahoaka Malagasy. Ary tsarovy fa vatobe niantota tamin 'ny lohan - dRajoelina iny fanambarana nataon ' i Rtoa PAN iny, koa raha mbola manao be mokondoha eo hianareo, dia ho tahaka ny nanjo an ' i Abimeleka ny loza hanjo an - dRajoelina ! Vakio ny voalazan 'ny Baiboly ao amin 'ny (Mpitsara, 9 ; 53 - 57), fa marina ny voalazan 'ny tenin 'Andriamanitra. Koa tsy aleo ve mibaboka rehefa tsy mety ny natao e !!!

View more comments

Tsimbazaza, 23 marsa 2024 – Fihaonana amin’ ireo hery politika – Lahatenin’i Christine Razanamahasoa (PAN)

Ny Valosoa

Fijalian’ny vahoaka Malagasy

“Tsapako sy henoko ireo fitalahoana. Tsapako sy reko ny fitarainana amin’ny fahasarotan’ny fiainantsika. Reko ny tarainanareo tanora. Reko ny tarainanareo rehetra izay tonga eto. Tsapako ary reko ny ady amin’ny fiainana.”

Tolombahoaka notarihana 15 taona lasa

“Tsy izao mihitsy no nifanarahana tompoko o, raha nanao ny tolombahoaka, ny tolon’ny Malagasy 15 taona lasa izay. Velom-panantenana tamin’izany, fa amin’izao fotoana izao, firenena faran’izay mahantra i Madagasikara. Tsy izany no nampanantenaina.”

Fitaka ny tolona nahatongavana hatrany Ambohitsirohitra

“Ny tena marina, dia toy ireny jamba hiala amin’ny maizina ireny izahay tamin’ny tolona natao teny an-dalambe, ka nahatsapa hoe efa nisy ihany kay izany ny fitaka. Fa izahay angamba no vendrambendrana, ka dia nandeha am-pinoana sy am-pahatokisana.”

Sarintsarina fahafahana no hita taorian’ireny tolona ireny

“Ilaina ampahatsiahivina ve ny niakarana tao Ambohitsirohitra ka nilazàna fa hoe hody fa sao dia … fa izahay kosa izay teny dia nandeha tao anaty finoana tanteraka. Dia izay te-handala ny natao hoe fahafahana, dia nanjohy an’Ambohitsirohitra. Kinanjo, fandrika tanteraka ny tao. Kinanjo “pseudo” fahafahana no hita sy noraisina.”

Fijoroana sy fampanenoana lakolosy

“Ao anaty fitondrana anie aho e. Ianareo ihany no miteny hoe “légitime no sady “legal” ianao. Kanefa tsy voatery noho ny fahasarotana miantso sy manery, na ao ny “légitimité” na ao ny “légalité”, dia tsy maintsy mijoro mampaneno lakolosy , manambara ny fahasahiranana sy ny loza mitatao ho an’ity tanindrazantsika ity.

Tsy miray tsikombakomba amin’ny fitondrana vahoaka amin’ny lalana tsy izy

“Adidiko ny milaza an’izany satria olomboafidy aho tompoko o. Mihaino ny feon’ny vahoaka anay. Vahoaka no nahatongavana amin’izao maha-solombavambahoaka izao, ka tsy ho tsiny aho tsy hiray tsikombakomba kosa amin’ny fitondrana ny vahoaka any amin’ny lalana izay tsy izy.”

Antso hiaraka hanome vahaolana ho an’i Madagasikara

“Inona àry ny vahaolana? Aza miandry ny vavako hiteny ianareo. Fantatro ny ao an-tsainareo. Fantatro ny ao am-ponareo, ny ao am-po tsy miloaka. Izao fangirifiana izao dia mitaky ampitso hiova.
Koa raha mitovy ny mamparary antsika, raha mitovy ny fitiavantsika ity tanindrazantsika, Madagasikara ity, raha mitovy ny eritreritsika, tarito aho, tantana aho, ampio aho, ampio handray fanapahankevitra amin’ny fanovàna olompirenena.”

Mbola hitohy ny fihaonana amin’ny hery politika toy ny natao tamin’io fotoana io teny amin’ny Antenimierampirenena hoy i Christine Razanamahasoa.

https://fb.watch/r122O3Hz3H/

http://www.gvalosoa.net/2024/03/25/tsimbazaza-23-marsa-2024-fihaonana-amin-ireo-hery-politika-lahatenini-christine-razanamahasoa-pan/

fb.watch/r122O3Hz3H/

www.gvalosoa.net/2024/03/25/tsimbazaza-23-marsa-2024-fihaonana-amin-ireo-hery-politika-lahatenini...
... TohinyFintinina

4 herinandro lasa

5 CommentsComment on Facebook

Efa tapitra May hatr@trano ve vo amôka entana enao e !!?? Tsis fika tsony io fa samia mahereza

Tsara rehefa mifoha am8n ny torimaso, fa tsy miesona mandrakizay, Bravo!

Mieux vaut tard que jamais, merci PAN

Efa niverina avy any Frantsa ve vao nahare? Fa nisy inona ny sofina taloha? Avoahay ny secret-n'ny 2009 dia mino ny zavatra lazainao aho!

Tsy firy andro zao io de amoronana dossier indray 😞

View more comments

Raharaha Romy Voos Andrianarisoa, talen’ny kabinetran’i Andry Rajoelina teo aloha (tohiny)

Ny Valosoa

Tamin’ny alatsinainy 18 marsa teo no nandrasana ny famoahan’ny fitsarana “Southpark Crown Court” ao Londres, mikasika ny didy sy ny sazy manameloka an’i Romy Voos Andrianarisoa, talen’ny kabinetran’i Andry Rajoelina teo aloha. Noho ny antony tsy voambara dia nahemotra amin’ny volana aprily ny fitsaràna ary amin’ny andro mbola tsy voafetra.

Tsiahivina fa tamin’ny 10 aogositra 2023, i Romy Voos Andrianarisoa izay talen’ny kabinetran’i Andry Rajoelina, mbola teo am-perinasa sy ilay mpiray tsikombakomba taminy Philippe Tabuteau, no voasambotra ary notazomina am-ponja tany Londres, rehefa tratra ambodiomby nitaky vola mitentina 261.000€ sy anjara 5% tamin’ny orinasa mpitrandraka vato Gemfields, takalon’ny fanomezana fazahoandalana hitrandraka eto Madagasikara.

Araka ny lalàna anglisy momba ny koliloly voafaritra ao amin’ny “Bribery Act (2010)” dia mety ho voasazy an-tranomaizina hatrany amin’ny 10 taona ity talen’ny kabinetran’i Andry Rajoelina teo aloha ity. Andrasana amin’ny volana aprily ho avy izao ny tohin’ny tantara.

http://www.gvalosoa.net/2024/03/25/raharaha-romy-voos-andrianarisoa-talenny-kabinetrani-andry-rajoelina-teo-aloha-tohiny/

Raharaha Romy Voos Andrianarisoa, talen’ny kabinetran’i Andry Rajoelina teo aloha (tohiny)

Ny Valosoa

Tamin’ny alatsinainy 18 marsa teo no nandrasana ny famoahan’ny fitsarana “Southpark Crown Court” ao Londres, mikasika ny didy sy ny sazy manameloka an’i Romy Voos Andrianarisoa, talen’ny kabinetran’i Andry Rajoelina teo aloha. Noho ny antony tsy voambara dia nahemotra amin’ny volana aprily ny fitsaràna ary amin’ny andro mbola tsy voafetra.

Tsiahivina fa tamin’ny 10 aogositra 2023, i Romy Voos Andrianarisoa izay talen’ny kabinetran’i Andry Rajoelina, mbola teo am-perinasa sy ilay mpiray tsikombakomba taminy Philippe Tabuteau, no voasambotra ary notazomina am-ponja tany Londres, rehefa tratra ambodiomby nitaky vola mitentina 261.000€ sy anjara 5% tamin’ny orinasa mpitrandraka vato Gemfields, takalon’ny fanomezana fazahoandalana hitrandraka eto Madagasikara.

Araka ny lalàna anglisy momba ny koliloly voafaritra ao amin’ny “Bribery Act (2010)” dia mety ho voasazy an-tranomaizina hatrany amin’ny 10 taona ity talen’ny kabinetran’i Andry Rajoelina teo aloha ity. Andrasana amin’ny volana aprily ho avy izao ny tohin’ny tantara.

www.gvalosoa.net/2024/03/25/raharaha-romy-voos-andrianarisoa-talenny-kabinetrani-andry-rajoelina-...
... TohinyFintinina

4 herinandro lasa

2 CommentsComment on Facebook

Matoa mihemotra Dia ao rah ambadika ao. Tsy mahalala ireo mal gache ireo angah

Izay ifananreo any. Gadrao any, aleo ihatra aminy ny lalana.

Aloavy ny karaman’ny mpiasa!Image attachmentImage attachment+1Image attachment

Aloavy ny karaman’ny mpiasa! ... TohinyFintinina

1 volana lasa

1 CommentComment on Facebook

Ny momba ilay filoha rajoelina hoe mampanantena inona ? Fa ianareo koa anie mora ambakaina e!

29/03/2024. Fahatsiarovana ny tolom-panafahana 29 marsa 1947. 
Tsara ho fantatra ny tantaran’ny hira «Madagasikara Tanindrazanay».Image attachmentImage attachment

29/03/2024. Fahatsiarovana ny tolom-panafahana 29 marsa 1947.
Tsara ho fantatra ny tantaran’ny hira «Madagasikara Tanindrazanay».
... TohinyFintinina

1 volana lasa

1 CommentComment on Facebook

Ny zaza adala ratsy taiza sy tsy mahalala tantara no sahy manaonao foana manova ilay hira, sady efa misy ilay rôrô koa moa ankehitriny ka tsy mahagaga !

8 martsa 2024 – Ambositra, Ambalavao – Andro Manerantany ho an’ny Vehivavy

Ny Valosoa

Nanamarika ny andro manerantany ho an’ny vehivavy ny tao amin’ny faritanin’i Fianarantsoa ny alakamisy 8 martsa 2024. Distrika 18 no nandray anjara tamin’izany, nanehoan’ireo vehivavy fa ny reny Malagasy dia: « mitandro ny hasin’ny aina ary mampanjaka ny fahamarinana mba hisian’ny fitoniana sy ny soa ho an’ny taranaka ».

Tamin’ny taona 1848 tany Etazonia no teraka ny hetsika notarihana vehivavy amerikana roa izay nahasarika olona amanjatony. Ny taona 1975 vao niditra ho andro fankalazana eo anivon’ny Firenena Mikambana. Isan’ireo mankalaza ny andron’ny vehivavy i Madagasikara ary natao ho andro tsy fisian’ny vehivavy ny 8 martsa.

Ny andro manerantany ho an’ny vehivavy dia nentina hankalazana ireo zavabita ary hanabeazana sy hanamafisana fototra ny fitovianjo eo amin’ny lahy sy ny vavy.

(sary: Ambositra sy Ambalavao)

http://www.gvalosoa.net/2024/03/08/8-martsa-2024-ambositra-ambalavao-andro-manerantany-ho-anny-vehivavy/

https://www.qppstudio.net/public-holidays/madagascar.htm
https://en.m.wikipedia.org/wiki/International_Women%27s_Day
https://www.internationalwomensday.com/about#:~:text=Marked%20annually%20on%20March%208th,lobby%20for%20accelerated%20gender%20parityImage attachment

8 martsa 2024 – Ambositra, Ambalavao – Andro Manerantany ho an’ny Vehivavy

Ny Valosoa

Nanamarika ny andro manerantany ho an’ny vehivavy ny tao amin’ny faritanin’i Fianarantsoa ny alakamisy 8 martsa 2024. Distrika 18 no nandray anjara tamin’izany, nanehoan’ireo vehivavy fa ny reny Malagasy dia: « mitandro ny hasin’ny aina ary mampanjaka ny fahamarinana mba hisian’ny fitoniana sy ny soa ho an’ny taranaka ».

Tamin’ny taona 1848 tany Etazonia no teraka ny hetsika notarihana vehivavy amerikana roa izay nahasarika olona amanjatony. Ny taona 1975 vao niditra ho andro fankalazana eo anivon’ny Firenena Mikambana. Isan’ireo mankalaza ny andron’ny vehivavy i Madagasikara ary natao ho andro tsy fisian’ny vehivavy ny 8 martsa.

Ny andro manerantany ho an’ny vehivavy dia nentina hankalazana ireo zavabita ary hanabeazana sy hanamafisana fototra ny fitovianjo eo amin’ny lahy sy ny vavy.

(sary: Ambositra sy Ambalavao)

www.gvalosoa.net/2024/03/08/8-martsa-2024-ambositra-ambalavao-andro-manerantany-ho-anny-vehivavy/

www.qppstudio.net/public-holidays/madagascar.htm
en.m.wikipedia.org/wiki/International_Women%27s_Day
www.internationalwomensday.com/about#:~:text=Marked%20annually%20on%20March%208th,lobby%20for%20a...
... TohinyFintinina

2 volana lasa

08/03/2024
Andro fankalazana ny zon’ny vehivavy. Tsy fanaka malemy ny vehivavy fa manan-jo tahaka ny lehilahy. Takio ny zonao!
... TohinyFintinina

2 volana lasa

7 CommentsComment on Facebook

Rehefa miady bus dia aza miteny an'ilay hoe "LES FEMMES D'ABORD" intsony ary 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣

Ampamanio mitsangana jerena

Vady be menomenona hono mampalaina ny mody an-trano e, méditation.........

Rehefa tsy kizitina sy mila vaniny fotsiny dia mety aminay

Fantaro izay takianao fa aza langalatahaka fotsiny n'y efa an'ny lehilahy kkkk

Zoan'ny vehivavy l resaka kanefa miady hitovy ao am' Lahilahy!!!!?????? kkkkk

Ao fa fanaka mahery zay ko ve de hatao ho olana.ao fa mafy be nareo vevavy.ajanony @ zay le izy@ heritaona

View more comments

Raharaha Mbola Rajaonah. Ny heloka nataony ve mihoatra ny heloka nataonareo mianakavy ao, nefa ianareo rehetra migalabona tsara? Alefaso lavitra ny saina. Ny ratsy atao loza miantona!

Raharaha Mbola Rajaonah. Ny heloka nataony ve mihoatra ny heloka nataonareo mianakavy ao, nefa ianareo rehetra migalabona tsara? Alefaso lavitra ny saina. Ny ratsy atao loza miantona!Voasazy 2 taona an-tranomaizina indray i Mbola Rajaonah.

Gazetiko
... TohinyFintinina

2 volana lasa

4 CommentsComment on Facebook

Maninona rafanja raha tonga dia atao au poteau mihitsy rehefa zay no tanjonareo a.Lany andro mamorona anzao cinéma isankarazany zao fotsiny nareo🙄😱

😳???

Loza😢😢

Tena oka kosa lele!

Tao aorian’ny fisamborana an’ny lehiben’ny
ARFM dia nofoanana ny hetsika saika atao tao Mahamasinana satria tsy nahazo alalana.
Hita amin’izany fa tsy tompon’ny taniny intsony ny Malagasy.
Vazaha no tompon’ny fahefana. Tsy atao mahakivy izany fa mitohy ny tolona. Ny firaisankina no hery!
... TohinyFintinina

2 volana lasa

6 CommentsComment on Facebook

Tsy ho avotra mihitsy ty firenena ty mba marina e

Nanomboka oviana moa ny grevy na fitakiana na fihetseketsehana no mila alalana ?

Gouverneur Général de France

Ary mbola nampadohaliana azy izy nanao fanambarana....

Atody tsy miady amam-bato eh , Zandarim-poza tsy maintsy mamoritrà koa, nandray n'y volan'i Rasedy ntsinona koà ,miaro n'y sezany h@ farany

Ataony be boty hein.....

View more comments

Inona ny heloka nataony? Nanondrana volamena sa bois de rose antsokosoko?Nanao kolikoly? Tsy azo ekena izao. Avohay haingana!Image attachmentImage attachment

Inona ny heloka nataony? Nanondrana volamena sa bois de rose antsokosoko?Nanao kolikoly? Tsy azo ekena izao. Avohay haingana! ... TohinyFintinina

2 volana lasa

5 CommentsComment on Facebook

Zay mpampaneno lakolosy rehetra asain' Cédric vazaha Rajoela sy Christian NTSAY samborina daholo Satry manelingelina ny fanindranany n' harempirenena miafina

Ataovy ihany tompoko fa arakaraky ny hamafin'ny herisetra ataonareo no hamafin'ny valikitsaka hahazo anareo!

Ray aman-dreny de sahindry lerony atao anzao,tena kivy pro max ah🤦🏻‍♂️

Ny fampiasana hery dia midika fahalemena

Apokay amzay lacrimozenne

View more comments

21/02/2024- LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa (tohiny)
Voahelokin’ny fitsaràna britanika amin’ny kolikoly nataony tamin’ny « Multinationale britannique Gemfields » ramatoa Romy Voos Andrianarisoa. 
Amin’ny 18 marsa 2024 no hivoaka ny didim-pitsarana.

21/02/2024- LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa (tohiny)
Voahelokin’ny fitsaràna britanika amin’ny kolikoly nataony tamin’ny « Multinationale britannique Gemfields » ramatoa Romy Voos Andrianarisoa.
Amin’ny 18 marsa 2024 no hivoaka ny didim-pitsarana.
... TohinyFintinina

2 volana lasa

9 CommentsComment on Facebook

Hummmm

Izy aza hanaiky higadra irery, hisolo vaika ny akalana anynkoh! Sitra-po fa tsy aretina

Natao sorona izy izany

Raha te ho afaka soaamantsara izy,dia Tokony lazainy ny marina.

Mety tafiditra @ n'io Rajoelina matoa mihezaka mamono lolo ny mpombazy @fb ato sady mety tsy sahy hiteny ny tena marina ry kiala Romy

Ty to antitra be sa tsy le romi io 🤔🤔🤔

Aiza kosa Dia Olona 2 fotsiny vé no tafiditra amin'io Angano bé Io ...IZY no trimobe s'y sohitika AO!!!Zao no tena ILAINA n'y PAC s'y n'y bianco!!!sa fehezin'i Trimobe s'y kotofetsy...

Vaovao tsy mari-pototra....ary tsy mampino raha tsy ny viva mihintsy no mamoaka azy🤣

Aiza kosa e! Aza MBA atao izany!

View more comments

ASABOTSY 24/02/2024 AMIN’NY 9 ORA MARAINA KIANJABEN’I MAHAMASINA ANTANANARIVO. FIHAONAMBE HO FIATREHANA NY FIRENENA SY NY ZO AMAN-KASIN’NY VAHOAKA. MADAGASIKARA HO AN’NY MALAGASY. ... TohinyFintinina

2 volana lasa

1 CommentComment on Facebook

Anontanio tsara aloha sao efa nofandrihiny fikambanany zanaka Mapar anaovany fifampiharabàna taona vaovao ny kianja @ io daty io🤣

TONGAVA MARO. NY FIRAISANKINA NO HERY.

Kianjaben’i Mahamasina – Asabotsy 24 Febroary 2024 – Fihaonamben’ny fiatrehana ny firenena sy ny zo aman-kasin’ny vahoaka Malagasy

“Malagasy rehetra miara-manangana firenena vanona miaraka amin’ny Zanahary”

Ny Antenimieran’ny Raiamandreny Foko Malagasy (ARFM), ny fikambanana BAAM (Betsileo, Antesaka, Antandroy, Antanosy, Antandroy, Makoa), ny Grand Sud, ny Triangle du Nord, ny Imerina enintoko sy ny vondronkery mpiaradia, dia manasa antsika vahoaka Malagasy tsy vakivolo rehetra manerana ny Nosy fa tonga ny fotoana andraisana an-tanana ny firenena, hanatontosa fihaonana manoloana ny fiatrehana ny firenena sy ny zo aman-kasin’ny vahoaka.

Ny toerana dia eo amin’ny Kianjaben’i Mahamasina ny Asabotsy 24 Febroary 2024 manomboka amin’ny 9 ora maraina.

Alefa Madagasikara, Malagasy amin’izay!

http://www.gvalosoa.net/wp-content/uploads/2024/02/20240224-ARFM-Mahamasina-Fihaonambe.mp4

http://www.gvalosoa.net/wp-content/uploads/2024/02/ARFM-20240213-TaratasyFampahafantarana.pdf

http://www.gvalosoa.net/2024/02/18/kianjabeni-mahamasina-asabotsy-24-febroary-2024-fihaonambenny-fiatrehana-ny-firenena-sy-ny-zo-aman-kasinny-vahoaka-malagasy/Image attachmentImage attachment

TONGAVA MARO. NY FIRAISANKINA NO HERY.

Kianjaben’i Mahamasina – Asabotsy 24 Febroary 2024 – Fihaonamben’ny fiatrehana ny firenena sy ny zo aman-kasin’ny vahoaka Malagasy

“Malagasy rehetra miara-manangana firenena vanona miaraka amin’ny Zanahary”

Ny Antenimieran’ny Raiamandreny Foko Malagasy (ARFM), ny fikambanana BAAM (Betsileo, Antesaka, Antandroy, Antanosy, Antandroy, Makoa), ny Grand Sud, ny Triangle du Nord, ny Imerina enintoko sy ny vondronkery mpiaradia, dia manasa antsika vahoaka Malagasy tsy vakivolo rehetra manerana ny Nosy fa tonga ny fotoana andraisana an-tanana ny firenena, hanatontosa fihaonana manoloana ny fiatrehana ny firenena sy ny zo aman-kasin’ny vahoaka.

Ny toerana dia eo amin’ny Kianjaben’i Mahamasina ny Asabotsy 24 Febroary 2024 manomboka amin’ny 9 ora maraina.

Alefa Madagasikara, Malagasy amin’izay!

www.gvalosoa.net/wp-content/uploads/2024/02/20240224-ARFM-Mahamasina-Fihaonambe.mp4

www.gvalosoa.net/wp-content/uploads/2024/02/ARFM-20240213-TaratasyFampahafantarana.pdf

www.gvalosoa.net/2024/02/18/kianjabeni-mahamasina-asabotsy-24-febroary-2024-fihaonambenny-fiatreh...
... TohinyFintinina

2 volana lasa

3 CommentsComment on Facebook

✊🇮🇩🇲🇬

Aza mihemotra intsony fa tohozo Ilay tolona hatrmin'farany e

Alex Randriamahefa Nampoina Andriamihamina Zakandretsa Randriamihajatina Joseph Ruskin Robeny

❌ FILAZANA LOZA MANAMBANA 🟡(Miloko MAVO) amin'ny lemak'Antananarivo lalovan'ny renirano SISAONY.

⛔️FILAZANA NY FANDEHAN'NY RANO ETO AMIN'NY LEMAK'ANTANANARIVO TAMIN’NY 6ORA HARIVA.

Source: APIPA
... TohinyFintinina

2 volana lasa

Radio MBS

Mahajanga
scattered clouds
28.3 ° C
28.3 °
28.3 °
71 %
3.6kmh
39 %
Tue
28 °
Wed
33 °
Thu
33 °
Fri
33 °
Sat
32 °
Toliara
clear sky
24.2 ° C
24.2 °
24.2 °
73 %
5.9kmh
2 %
Tue
24 °
Wed
30 °
Thu
30 °
Fri
29 °
Sat
30 °
Antsiranana
broken clouds
26.6 ° C
26.6 °
26.6 °
82 %
6.8kmh
53 %
Tue
26 °
Wed
30 °
Thu
30 °
Fri
30 °
Sat
31 °
Antananarivo
light rain
19 ° C
19 °
19 °
88 %
2.6kmh
40 %
Tue
19 °
Wed
27 °
Thu
24 °
Fri
25 °
Sat
26 °
Toamasina
scattered clouds
27 ° C
27 °
27 °
83 %
2.1kmh
40 %
Tue
27 °
Wed
28 °
Thu
28 °
Fri
27 °
Sat
28 °
Fianarantsoa
few clouds
18 ° C
18 °
18 °
96 %
1.7kmh
24 %
Tue
18 °
Wed
26 °
Thu
24 °
Fri
25 °
Sat
25 °