Olga RAMALASON. Nampidirina am-ponja eny Antanimora. Miandry ny tohiny isika.OLGA RAMALASON
NAMPIDIRINA ENY ANTANIMORA
Nampanantsoina teny amin'ny PAC ary avy eo nofonjaina vonjy maika eny Antanimora Rtoa Olga RAMALASON.
Efa Minisitry ny varotra, Loholon'i Madagasikara, Ben'ny tananan'Antsirabe, ary kandidà fidiana ho solombavam-bahoaka atolotry ny Vovonana Firaisankina ao Antsirabe I amin'izao fotoana izao izy.
Sary fanehoana
... TohinyFintinina