Hosoka tamin’ny fifidianana 2018 – Mbola mila ireo porofo ny OLAF amin’ny Vondrona Eoropeana

Helisoa

Nivaly ny fitorian’ny Pro Ravalomanana Diaspora, tany amin’ny OLAF, ao amin’ny Vondrona Eoropena, mahakasika ny hosoka tamin’ny fifidianana ny taona 2018 teto amintsika. Noho izay antony izay, mbola mitady ireo porofo sy vavolombelona tamin’izany ity OLAF ity: