Sisa tsy voaroba tamin’ny 2009 – Nopotehina ireo foto-drafitrasan’ny TIKO any Toamasina

Ny fanapotehana ny foto-drafitrasan’ny orinasa Tiko any Toamasina.

Ny Valosoa

Potehan’ny fitondram-panjakana amin’izao fotoana ireo foto-drafitrasan’ny orinasa Tiko sisa tsy voaroban’ireo mpanongam-panjakana tamin’ny taona 2009 ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina. Arak’izany, tsy vitan’ny manakatona orinasa izao fitondrana Rajoelina izao, fa manohy mamotika fananan’olona ihany koa, toy ny nataony tamin’ny 2009 ihany. Orinasa vahiny lehibe miasa eto amintsika no manatanteraka izany fanapotehana ny orinasa Tiko any amin’ny renivohitry ny faritra Atsinanana izany.

(Sary: Ny fanapotehana ny foto-drafitrasan’ny orinasa Tiko any Toamasina.)

Teo aloha

Ankehitriny