Paris – Sabotsy 8 Aogositra 2020 – Hetsika “Ravao io Colisée io”

Ny fikambanana RAVAO IO COLISEE IO dia manainga antsika rehetra ho tonga ny sabotsy 8 aogositra amin’ny 7 ora hariva eo amin’ny jaridaina manoloana ny ambasady malagasy, 4 avenue Raphaël 75016 Paris, haneho ny fitsipahana marindrano ny fananganana ‘colisée’ eo amin’ny Rovan’Antananarivo.