Sabotsy 20 Jona 2020 – Gazety Ny Valosoa Vaovao – Hiverina hivoaka

Sabotsy 20 jona 2020

Hiverina hivoaka ny gazetinao NY VALOSOA VAOVAO rahampitso sabotsy 20 jona 2020. Ho hitanao eny amin’ireo mpivarotra gazety mahazatra anao amin’ny vidiny 400 Ar hatrany.