3 Mey – Andro manerantany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety

MADAGASIKARA – Tsy mbola malalaka ny asa fanaovan-gazety. Mbola manjaka ny ramatahora sy ny fanaparam-pahefana ary ny fanagadràna tsy ara-drariny.