10 aprily 2020 – Miara-mampita: Radio Mada, I-BC, MBS Radio, AZ Radio TV

Mpanentana: Fernand Cello, Heninkaja Razafimanantsoa, Fidèle Razara Pierre

Lohahevitra:
– Hetraketraky ny fitondram-panjakana eo amin’ny fahalalahan’ny fanehoankevitra
– Fanohanana avy amin’ny fikambanana samihafa sy eo amin’ny sehatra iraisampirenena
– Tsindry mahazo ny mpanao gazety eo amin’ny tambazotra serasera

Podcast
http://www.gvalosoa.net/wp-content/uploads/2020/04/10-aprily-2020-Miara-mampita-Radio-Mada-I-BC-MBS-Radio-AZ-Radio-TV.mp3