FANAMBARANA – COMMUNIQUE – NY VALOSOA VAOVAO

FANAMBARANA

Ny ekipa misahana ny tranonkala sy ny pejy FB Ny Valosoa Vaovao dia tompon’andraikitra feno tamin’ny “publication” izay antony anagadràna ny mpanao gazety Arphine Rahelisoa, ary manambara etoana fa tsy voakasika tamin’ny nanaovana io “publication” io ny tenany.

Ny ekipan’ny tranonkala sy ny pejy FB Ny Valosoa Vaovao

COMMUNIQUE

L’équipe en charge de la gestion du site web et de la page FB Ny Valosoa Vaovao assume la publication ayant conduit à la mise en détention de la journaliste Arphine Rahelisoa, et atteste qu’elle n’y a en aucun cas contribué à sa parution.

L’équipe web et FB Ny Valosoa Vaovao