COVID-19 – TIM hivatsy rano ary hizara “bidons” sy “gel” isaky ny fokontany

Anaty ny paikadin’ny TIM hiadivana amin’ny valan’aretina coronavirus, ny fizaràna rano madio miaraka amin’ny fitaovana toy ny “bidons jaunes” sy “bidons bleus” apetraka miaraka amin’ny savony sy ny “gel désinfectant” izay ho tsinjaraina isaky ny fokontany hahafahan’ny rehetra manasa tanana.

Hisy koa ny fanentanan’ny filohan’ny TIM amin’ny fanasana tanana matetika.