COVID-19 – Marc Ravalomanana miantso an’i Andry Rajoelina

Nanolotra paik’ady hiadiana amin’ny “coronavirus” ny antoko TIM.

Manainga ny mpitondra ny filoha Marc Ravalomanana hiantso fifampiresehana hiadiana aminy aretina.

Namafisiny izany nandritra resaka nataony tamin’ny mpanao gazety tao Faravohitra ny alatsinainy maraina faha-30 martsa teo.