COVID-19 – Ivandry – Miandry ny beantitra

Tsy mety miala eto amin’ny fokontany ny be antitra eto ivandry. Miandry fanampiana. 35 isaky ny fokontany ihany hono no nahazo. Mila fanazavana avy amin’ny filohampirenena ny olona.

FB Velo Ghislain Arsene