Beantitra miala avy ao Mahamasina handeha tongotra ho any Behenjy sy Miantsoarivo

“Any Ivato izahay tsy afaka mivarotra fa refuser-na. Handeha hody izahay tsy omena fitaterana handeha hody. Inona no hoaninay eno? Hinana goudron ve izahay?

Fa aleo izahay handeha tongotra hamonjy ny tanindrazanay, any Miantsoarivo.”