SARS-CoV-2? COVID-19? Coronavirus?

Inona no atao hoe SARS-CoV-2? Inona no atao hoe COVID-19?

Severe Acute Respiratory Syndrome Coronavirus-2 (SARS-CoV-2) no anarana nomena ny Coronavirus vao nipoitra ny taona 2019 ary tsy mbola tsikaritra teo amin’ny olombelona. COVID-19 no anarana mifanandrify amin’ny valanaretina na virus.

Avy aiza ny Coronavirus?

Ny Coronavirus dia virus dia mitoetra any anaty ny biby, ary misy karazany izay mandaitra amin’ny olombelona.

Ramanavy no karazana biby mazana hitoeran’ireny virus ireny, fa misy koa ny karazam-biby hafa izay mitondra ny virus. Ohatra, ny Middle East Respiratory Syndrome Coronavirus (MERS-CoV) dia mifindra amin’ny olombelona avy amin’ny rameva, ary ny Severe Acute Respiratory Syndrome Coronavirus-1 (SARS-CoV-1) avy amina kazazana saka (civet cats).

Avy aiza no nitrangan’ny Coronavirus?

Tamin’ny volana desambra 2019 no nampahafantaran’ny tompon’andraikitra ara-pahasalamana ny fisian’ny olona tratran’ny aretina tao amin’ny tanàna antsoina hoe Wuhan, provinsa Hubei any Sina. Ary teo no nahafantaran’ny mpikaroka sinoa fa ny Coronavirus no miteraka ny aretina.

Nananika malaky ny virus eran’ny faritra hafa manerana an’i Sina. Ankehitriny dia mihanaka ny aretina ary ahitana azy daholo ny kaontinanta rehetra Asia, Eoraopa, Australia, Afrika sy  the Amerika.

(Source ECDC)

Ny ivo toerana eoraopeanina misahana ny fanaraha-maso sy fitiliana ny aretina dia mamoaka ny fivoaran’ny aretina manerantany. Azo arahina manaraka ireto rohy ireto:

Ny Valosoa


 

What is SARS-CoV-2? What is COVID-19?

Severe Acute Respiratory Syndrome Coronavirus-2 (SARS-CoV-2) is the name given to the 2019 novel coronavirus. COVID-19 is the name given to the disease associated with the virus. SARS-CoV-2 is a new strain of coronavirus that has not been previously identified in humans.

Where do coronaviruses come from?

Coronaviruses are viruses that circulate among animals with some of them also known to infect humans.

Bats are considered as natural hosts of these viruses yet several other species of animals are also known to be a source. For instance, the Middle East Respiratory Syndrome Coronavirus (MERS-CoV) is transmitted to humans from camels, and the Severe Acute Respiratory Syndrome Coronavirus-1 (SARS-CoV-1) is transmitted to humans from civet cats.

More information on coronaviruses can be found on the ECDC factsheet.