DINIKA ALAHADY 12 JANOARY 2020 – Haja Andrianavony – Kandidà TIM Moramanga niharan’ny tsy rariny

Avereno ny fifidianana mba tsy hisian’ny korontana eto amin’ny tanindrazantsika, mba tsy hilatsahan’i Madagasikara anaty lavaka indray. Fa alohan’ny ameranana ny fifidianana dia am boary aloha io CENI io, ravao aloha ilay olona ao anatiny ao. Amboary ny lalànan’ny CENI araka ny nazavaiko teo.