Antson’ny RMDM – Magro Behoririka – Sabotsy 21 Desambra 2019 – Fanambarana lehibe

Miantso ny vahoaka malagasy ny RMDM mba ho tonga eny amin’ny Magro Behoririka sabotsy 21 desambra hihaino fanambarana lehibe izay ho atao amin’io fotoana.

“Entano ny namana, ny zanaka, ny ray aman-dreny; andao hifanome tanana isika hanavotra an’i Madagasikara; tsy ho avelatsika raha tsy mivoaka ny fahamarinana eto amin’ny tany sy ny firenena”, hoy ny pasitera Edouard Tsarahame.