Arlette Ramaroson: “Sambory ny CENI ary gejao araka ny lalàna ny fananany”

Profesora Arlette Ramaroson (Mpahay lalàna sady mpitarika politika)

“Izahay antoko Mananga Madagasikara Vaovao dia mangataka ny fanafohanana eo no eo ny proclamation-n’ny valim-pifidianana tamin’ny toeram-pangalaram-bato indrindra ny Mairie Antananarivo. Sambory ny #CENI sy ny mpiray tsikombakomba aminy hatrany amin’ny Fara-tampony. Ataovy ny famotorana momba ny fananany ary gejao araka ny lalàna ny fananany. “