Ambohitrimanjaka – Nihosi-potaka ny solontenam-panjakana

Nosoran’ny mponina fotaka ny solontenam-panjakana. Hafatra ho an’ny fitondràna izao fa tsy mila bildìna ny mponin’Ambohitrimanjaka ary tsy ho totofana ny tanimbariny.

Aleo halan’andriana toy izay halam-bahoaka.

Nindramina tamin’ny FB Zanak’i Gasikara Ofisialy

https://www.facebook.com/100022775732885/posts/605183170250869