Fankaherezana ireo mpanala fanadinana CEPE

Nitondra ambavaka sy nanome fanampiana ireo mpanala fanadinana CEPE tao amin’ny EPP Ankeniheny boriborintany faha-6 ny delege Fehizoro Andriamananjezika sy ny mpiaramiasa aminy.

Izany no tanteraka dia araka ny hiraka nataon’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana tamin’izy ireo.