Maurice Tsihavonana † (Part III) – “professionnels no nanafika tato fa nody nangalatra zavatra ry zalahy”

#RÉVÉLATIONS #MAURICE #TSIHAVONANA (part III) – “…professionnels no nanafika tato fa nody nangalatra zavatra ry zalahy…”

Lava ny resaka satria efa no lazaiko ianareo fa indroa miatoana no nihaonanay vao tapitra ny tantara, mbola tsy misasaka isika eto izany.

Hitantsika fa tsy nasian’i andry rajoelina sy ireo miaramila nahazo indemnités ambony sira mihitsy ny maha filoham-pirenena taloha an’i Professeur Alber Zafy.

Hiverenatsika ny teny notenen’i Maurice Tsihavonana : “… Izaho baina no mission fa diso cible ry zalahy… professionnels no nanafika tato fa nody nangalatra zavatra ry zalahy dia @ izay dia hoe mpamaky trano ry zareo” (ito resaka ito t@ taroby)

Hoy koa izy hoe : ” tsy atokisako intsony i Houlder” ito indray dia resakay mkralahy mivantana tamin’ny tenako mbola tany Madagascar ny 2018. Ny anton’io resak’io dia hoy izy : “… naneneko ny niteny sahady an’i Houlder ny position ho raisiko @élection” hoy izy.
“Fa ahoana ? “hoy aho.
” hitanao izay mpinamana, fa nisy fihetsika natzony izay t@ izay nihaona t@ asabotsy hoy izy mampiasa ny saiko.. ”
Nisikotra aho fa tsy nolazainy fa hoy izy :
” izy iny manko, ny tanjony dia ny ho ministre, n’importe lequel satria tsy nisy an’izany t@ fianakaviany dia te ho ministre izy ” ary io tanjona io tena nofinofisany mihitsy” dia notohizany ” @ andry manana chance ho ministre dia izay no mahatonga azy mi-fonce be io”
“inona no idiran’ny tsy fahatokisanao azy @ izany hoy aho?”
Dia hoy izy : ” baina ty koa naïf, tadidiny baina ianao no haratsianay t@ mariazinao tany Majunga, satria nandritry ny herinandro maninjitra aho hoy izy nitambaran’izy sy andry hamely anao, fa tsy nanaiky mihitsy aho” hoy izy.
Fa izao no teny nolazain’i Houlder ary zao aho vao tonga saina hoy izy : ” inona no hivakian’i Radoko loha @ izay baina any eh izay ny mission tsika dia ho potehitsika izy, tsy misy état d’âme @izany isika!!!… ny antsika jerena” (ny tenako io baina io) dia hoy i Maurice t@ Houlder : ” ianao vé rangahy ty dia tsy mba menatra, isaky ny presque sabotsy na semaine ianao misakafo ao @ iny olona iny taloha, nanome lasantsy anao ianao tsy nanana, sao dia mba tsy mety” dia hoy i Houlder namaly: ” ity radoko ity koa be état d’âme”
Nandeha ny herinandro vita ny mariaziko, fa nalaza be fa tany i Lalatiana R sy i Fidel R.Pierre, tsy nahateny intsony aho hoy i Maurice, fa nataon’i andry sy Houlder nirehitra aho, dia ny atoandron’iny nopehanay baina. Naheno an’io daholo ny mpihaino ny fandaharan’izy roalahy t@ tetezamita.
Io teny i Houlder io no nitamberina tao @ Maurice hoe : ” tsy hisy hanao état d’âme @ izany” hoy manko i Maurice : ” i Houlder vé dia hanana état d’âme raha ohatra zao no vato misakana an’izy ireo, indrindra izy nilaza tamiko, fa izaho sisa no vato misakana, rehefa zavatra no tafiditra ao andohan’i Houlder, dia égal vita izay” hoy izy

Izay rehetra izay no mitambatra sy ny zava-miseho rehetra talihan’izany no nilazain’i Maurice an-taroby tamiko fa ” EN DANGER IZY”t@ ireny fotoana nisy nanafika tao aminy ireny.
” Tsy afaka nilaza ny tena izy aho hoy izy t@ AZ RADIO fa vao hoe henon-dry zalahy aho hoe hiteny dia efa nahazo signes de menaces, moa ireto fianakavian’i Maurice chauffeur hoy izy nisy nanao intox, izaho ndray no toriany…. EN DANGER AHO BAINA AH”

“Efa fantatr’i andry mialoha hoy izy ny intention ko, ary fantany no sady convaincu izy fa raha izaho no adversairany dia tsy ho lany izy, satria ho ataoko miboridana tanteraka izy satrua fantatro daholo ny secrets ny andry” hoy izy, mbola no tohizany : ” io fahafatarako io secret n’io hoy iza no danger ho ahy… mamono i lery”
mbola notohizany :
” hitan’i baina ohatra i Colonel Charles, ny sakafo aterin’ny mpanati-bary anie mandalo gardes vao tonga eo aminy eh, nasian-dry zalahy zavatra ny sakafony mikiky miadana, fa mi-provoquer mort lente hoy izy io fanafody poizina io”
“andray oah”
” i Camille Vital koa saika natao mission koa fa annulé” hoy izy ” fa tara loatra, saika natao sarintsarina accident mihitsy, indrindra moa fa i Mamy Ratovomalala, izay nivadika tamin’i andry, resaka cause cocote ihany io” hoy izy
Ny fika natao dia ” ny 4×4 maro be sy ny fitaovana fanaovana propaganden’i Camille dia no blokeny tao Tamatave daholo, machiavélique iny bandy iny baina ah… Fa i Camille Vital miforitra angamba dia manaiky tsy sazoka io armada io fotsiny, tsy fantatr’i Camille akory hoe rancunier be ilay bandy kely ”

Niezaka aho niteny azy hoe, mangatahy affectation aty an-dafy @ i Hery.Rajaonarimampianina oah, nareo akama ihany, dia hoy izy : ” dia tonga i andry avy eo dia ho potehiny aho, ity baina na izy potiko @radio sy ny propagande na izaho matiny… Izay ihany no issue an’io”

Niditra hopitaly i Maurice, gaga be aho nantsoiko ny vadiny fa taitra be aho, dia hoy izy : ” no didina tsinay izy fa misy tsy mety” dia ahoana oah? , : “hitanao moa izy sarin-tahotra iny eh…. Fa ny dokotera miteny hoe tsy olana io”
Fa aiza oah ianareo io?
“ato @ HOMI, izahay hoy izy”
Niverina tamiko daholo ilay teny sy revelation’i Maurice, ary tena niasa saina be aho.
Hoy aho t@ izany tamiko hoe :” si Maurice m’avait dit vrai, c’est une occasion en or pour eux, ils ne vont pas le rater je m’étais dis” niantso ndray aho ny hariva be dia hoe vita soa aman-tsara, efa niverina @chambre ary efa manomboka niresaka izy.
Te-hiresaka taminy aho ny ampitso a gamba iny dia niantso aho, indrisy fa rehefa nikohaka mafy i Maurice, dia nitaraina nisy narary tany anatiny, dia niverina tany @ réanimation, tsy azo arahina moa ny any ka tsy fantatra intsony, fa ny nanaitra ny fianakaviana ny fihetsik’ilty médecin colonel tao @ HOMI, kanjo nitranga ny zavatra nahihian’ny fianakaviana, maty i Maurice Tsihavonana, samy tankina ny fianakaviana, satria tsy operation lourde fa presque bénigne ary indrindra indrindra efa nodidina mitivitovy an’io izy tany Marseille, maty i Maurice Tsihavonana, gina sy nitomany ny fianakaviana ary na androany aza mbola tsy manana valim-panontaniana mazava hoe : maty namboarin-dry zalahy vé sa maty naturelle.

Ny hitaritako ny saintsika ho fehiny dia be loatra ireo maty toa tsy misy autopsie, mody misy enquêtes hoe manadihady ny manampahefana fa toa tsy misy suite ny daholo, teo ny an’i Nadine Ramaroson, ny gouverneur interim ny banque centrale, i Maurice Tsihavonana, i colonel Charles izay avotra soa aman-tsara. Ny farany tena tsy mazava ihany koa izay ho tohizan-tsika @ manaraka dia ny momban’ny nahafaty an’i Mamy Rakotoarivelo.

@ izao fotoana izao dia mandeha ny fitantarana lainga @ FB faken’i andry rajoelina hoe : marary saina ny tenako ary lasa adala @ fiainana satria Rmiste* hono ary mety hamono tena ny tenako.
Maha lasa saina ny seho satria telo volana alohan’ny soi-disant SUICIDE N’I Mamy Rakotoarivelo dia io adala sy lasa mafy ady io no communication nampiasain’ny gazety mpomba an’i andry.

Hidiran-tsika lalindalina io @ manaraka hoe ahoana sy inona marina ny zavatra nitranga t@ ireny famonoan-tenan’i Mamy Rakotoarivelo ireny.

Fleury Rakotomalala