Hamaky ny tohiny: Ny Valosoa Vaovao 30 Marsa 2019
LAHATSORATRA FARANY
TOETRANDRO ANDROANY
Ny Valosoa Vaovao
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
23/04/2024- Olga RAMALASON. Nampidirina am-ponja eny Antanimora. Miandry ny tohiny isika.OLGA RAMALASON
NAMPIDIRINA ENY ANTANIMORA
🔴 Nampanantsoina teny amin'ny PAC ary avy eo nofonjaina vonjy maika eny Antanimora Rtoa Olga RAMALASON.
🔴 Efa Minisitry ny varotra, Loholon'i Madagasikara, Ben'ny tananan'Antsirabe, ary kandidà fidiana ho solombavambahoaka atolotry ny Vovonana Firaisankina ao Antsirabe I amin'izao fotoana izao izy. Ary anisan'ireo olona tena akaiky an'i Marc Ravalomanana efa hatry ny ela.
(Sary fanehoana)
... TohinyFintinina
- Likes: 7
- Comments: 1
- Shares: 2
1 CommentComment on Facebook
Intimidation ataon'ny fitondrana.
Tsy misy ilàna an’io teleferika io sa mba ilazàna hoe tena mandroso Madagasikara.
Rehefa eny ambony eny ianareo mianakavy ao amin’ny fitondrana ao dia jereo ny aty ambany. Ho hitanareo ny fahorian’ny vahoaka nohon’ny ataonareo.
Mankahery anareo ao amin’ny EKAR Analamahitsy.
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook