17:30 > Miara-mampita – Mivoaka amin’ny fahanginany ny ministra TIM ao amin’ny governemanta

Mangataka ny governemanta izahay handà ny herisetra n’iza n’iza na HVM, na MAPAR, na TIM ao amin’ny governemanta, ary indrindra ny filohan’ny fanjakana misolo toerana sy ny praiministra izay voatendry tamin’ny alalan’ny tolona natao tamin’ny 21 Aprily, ny handà ny herisetra rehetra miseho eto amin’ny tany sy ny fanjakana.